Amin’izao fotoana izao izay ahitana fidinan’ny USDT, dia mety ho fotoana tsara hanaovana dépôt betsaka.
Ao aminay dia efa misy service vaovao antsoina hoe FTA Exchange izay ahafahanareo manao dépôt sy retrait (USDT/MGA) mora.
Amin’izao dia ireto no plateforme azo ampiasaina:
✅Binance
✅OKX
✅Transfert interne amin’ny Exness
Raha misy plateforme hafa tianareo (toy ny JustMarkets na hafa), dia afaka mandefa commentaire ianareo dia hojerentsika.
💱 Taux actuel :
1 USDT = 4400 Ar (raha manao dépôt ato aminay ianareo)